|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dodosina |
| Fototeny | 2dodo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4tsy manara-dalàna, avy amin' ny Dodododo: Hafainganina, atao haingana dia haingana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5qu'on poursuit, qu'on presse.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 10 baibaizina, 11 ezakezahina, 12 ketsaketsaina, 13 koroboboina, 14 korododosina, 15 laizina, 16 mehina, 17 rodorodoina, 18 rotorotoina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|