|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mehina |
| Fototeny | 2maika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao maika, atao haingana: Tsy azo mehina ny fanambadiana fa tsy maintsy eritreretira milamina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be urged to go faster; to be expedited; to be done in a hurry.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on presse; qu'on fait à la hâte.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 11 laizina |
| Fivaditsoratra | 12 Hinema, 13 mañehy, 14 mehina, 15 menahy, 16 mihenà, mihena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|