|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 korododosina |
| Fototeny | 2korododo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enjehina: Nokorododosin' ny polisy ny mpangalatra ka azo.
5Enjehina mba handeha faingana, asainamandrifatra: Aza korododosina mafy !oatra ny soavaly. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10korododoina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|