|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 disadisaka |
| Fototeny | 2disaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Valaka, sasatra.
5Leo na tofoka tanteraka. 6Entina milaza koa ny mongomongo, ny potipotika na torotoro. [1.1] |
| Tovy hevitra | 7disaka |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|