|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 boriborina |
| Fototeny | 2boribory |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Atao boribory, tsy asiana motiny na ambiny kely mihoatra, na banga hofenoina: Boriborio ho ariary zato re ny vidin' itỳ latabatra nataonao folo amby zato itỳ.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be made round, to be made spherical, to be made circular.
[1.2#102] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on arrondit.
[1.3#90] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 boriborina, 12 robirobina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|