|
|
|
|

Teny iditra1 bambandrano
Singan-teny  2bambana, 3rano
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5ranomasina midadasika mandrakotra faritra lehibe amin' ny velaran' ny bolantany. [1.62]
Voambolana  6 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  7bambandranobe, bambandranomasina, oseana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11