|
|
|
|

Teny iditra1 mihambo
Fototeny  2hambo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Milaza tena ho manana zavatra tsy ananana: Aza mihambo ny fahaizana tsy anananao.
5Mihambo harena izy.
6Miseho ho zavatra hafa noho ny tena: Mihambo ho Dokotera Rangahy iny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to boast, to brag, to vaunt, to pretend to have a right to something.. [1.2]
8to pretend to be something; to pretend to have rights to something. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9se faire passer de certaines choses. [1.8]
Ohatra  10 Misy mihambo ho manan-karena, nefa tsy manana na inona na inona; [2.996]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 mahomby, 18 mihambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02