|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 arona
Fototeny  2rona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ahilana, atongilana, araika: Aza aròna mankany an-kavia ny lohanao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5à incliner, à faire pencher. [1.3#546]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)10 aroña
Sokajin-teny  11 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12ary: etsy sy aroña. [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)13 Arona
Sokajin-teny  14 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15Randzavola: Arona amin' ny Baiboly. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  16Aaron. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  17Aaron. [2.996]
Voambolana  18 Soratra Masina
Tsipelina hafa  19aarona, aarona
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  20Toko sy andininy momba Arona

Fivaditsoratra  21 anaro, 22 arano, 23 Arona, aroña, arona, 24 orana, 25 ranao, 26 raona, 27 roaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05