|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 aro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3fiarovana.
[Tanala]
[1.78] 4Izay rehetra entina mitandrina tsy ho voa, tsy ho simba: Aron' akanjo ~ Tandroka aron' ny vozona ~ Aro riaka. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a defence, a protection, a rampart, that which gives protection..
[1.2] 6protection. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7protection.
[1.8] 8protection. 9bride d'arrêt. [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 24 Toe-karena: zaitra |
| Kamban-teny rehetra | 25Fikambanana 15 amin' io teny io |
| Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 27 aro |
| Sokajin-teny | 28 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
29roa.
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Voambolana | 30 Matematika: rafitrisa |
| Tovy hevitra | 31aroa, roay |
| Fivaditsoratra | 32 aro, 33 ora, 34 rao, 35 roa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|