Teny iditra | arahaba ho arivo tratran' ny taona (arahaba, ho, arivo, tratra, taona) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha tojo ny taom-baovao [1.1] | |
Voambolana | Teny fanajana | |
Tsipelina hafa | arahaba tratran' ny taona ~ arahaba tratry ny taona | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |