|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 angea
Sokajin-teny  2 kianteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3kian-teny entina manaitra kokoa ny sain' ny olona antsoina na itenenana mba hihainoany tsara izay holazaina aminy: Etsy angea! Avia angea! Nahoana angea hianao no tsy mba nandeha! Jereo angea! Ahoana angea izany teninao?. [1.10#A.253]
Tsipelina hafa  4ange, angeha

Teny iditra (2/3)5 angea
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny anglisy  7an herb.
8Epallage anemonifolia, DC.. [Betsileo] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9(angea signifie extrêmement amer, c'est aussi une exclamation que l'on pousse lorsqu'on est surpris par cette saveur de façon inattendue et, au sens figuré, par tout événement peu agréable).
10Epallage anemonifolia DC.
11(Asteraceae).
12Plante très amère mais qui, par exception, peut être administrée aux femmes.
13On leur donne cette infusion lorsque pendant leur grossesse elles ont tendance à des nausées ou à des vomissements alimentaires.Action analogue à celle de la matricaire.
14Plante riche en azulènes.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  15 Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  16angeafotsy
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)17 angea
Sokajin-teny  18 anarana
Fanazavàna teny frantsay  19angeaSenecio multibracteatus Harv.
20(Asteraceae) ; espèce localisée au bord des ruisseaux.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  21 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  22 aenga, 23 angea

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08