|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 angeha |
| Sokajin-teny | 2 kianteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3kian-teny entina manaitra kokoa ny sain' ny olona antsoina na itenenana mba hihainoany tsara izay holazaina aminy: Etsy angeha! Avia angeha! Nahoana angeha hianao no tsy mba nandeha! Jereo angeha! Ahoana angeha izany teninao?.
[1.10#A.253] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4an expletive chiefly used with commands, or earnest requests: Avia angeha (Now just come here).
[1.2#47] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5un peu, donc: Jereo angeha (Regardez un peu).
[1.3#45] |
| Ohatra |
6 Ka ataoko aminareo tovovavy, hoy Rafotsy, sady nampandihiziny ny fanondrony, tandremo ihany angeha io " Solony sy sariny" io!
[1.223]
|
| Tsipelina hafa | 7ange, angea |
| Teny iditra (2/3) | 8 angeha |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10(adverbe qui marque le doute, ce qu'on demande à examiner de plus près).
11Epallage dentata DC. 12(Asteraceae). 13A ne pas confondre avec Epallage anemonifolia DC. 14Appelé angea. 15Décoction à propriétés ocytociques ; et abortive. 16Malgré sa parenté apparente, il ne doit pas être administré aux femmes enceintes, sous peine de risquer un avortement.. [Betsileo, Tanala] [1.196] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 18 angeha- |
| Sokajin-teny | 19 endritenin' ny hoe angehana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13 |
|