|
|
|
|

Teny iditra1 andro iray toa zato
Singan-teny  2andro, 3iray, 4toa, 5zato
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7andro misy fifaliana be noho ny zava-nitranga taminy na noho ny hafaliana entiny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8one day like a hundred. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9un jour qui en vaut cent, jour de fête. [1.3]
10un jour sans pareil. [1.8]
Ohatra  11 Amin' ny kabary am-panambadiana, ohatra, andro iray toa zato ka samy manampatra [2.285#104]
12 andro iray toa zato izao ihaonana izao, ary fotoana fidinihana sy fifametrapetrahana [2.346##27]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11