|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 andriandahy
Singan-teny  2andriana, 3lahy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Teny fanajana fanao ao alohan' ny anaran' andriana lehilahy na iantsoana na ilazana azy raha miresaka aminy: Ny andriandahy koa be vazivazy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6A nobleman, a prince.. [1.2]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)8 andriandahy
Singan-teny  9andriana, 10lahy
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny malagasy  12Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakalahy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13A king in cards. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  14Un roi dans un jeu de cartes. [3.1]
Voambolana  15 Kilalao
Mpanahaka  16 ampamaky, 17 andriambavy
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02