|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 andriambavy
Singan-teny  2andriana, 3vavy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Teny fanajana fanao eo alohan' ny anaran' ny andriana vehivavy na iantsoana azy raha miresaka aminy: Ny andriambavy Rabodoseheno.
6Aoka re, ny andriambavy, fa dia ianao indray ve no hisahirana hankany aminay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7[vavy, feminine.] The female nobility, a princess.. [1.2]

Teny iditra (2/2)8 andriambavy
Singan-teny  9andriana, 10vavy
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny malagasy  12Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakavavy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13A queen in cards. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  14dame; jeu de cartes. [1.13.fr#17]
Voambolana  15 Kilalao
Mpanahaka  16 ampamaky, 17 andriandahy
Sary 

Fivaditsoratra  18 andriambavy, 19 indraim-bava

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11