|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 andahiny
Singan-teny  2lahy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4ny andahiny na kidobony amin' ny ampongan' ny ntaolo dia ilay lafiny dobohana amin' ny fively, ary amin' ny valiha kosa dia ny tadin' ny feo ambony na andahiny. [1.10]
Fanazavàna teny anglisy  5the bass end of the drum; the treble chord of the valiha.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6le côté de tout instrument qui donne le son aigu ; la voix, les cordes hautes. [1.3]
Voambolana  7 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Tohi-kevitra  8ambaviny
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10 andahiny
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny malagasy  12amin' ny rafitra hazo, na amin' ny tefy, dia ny tendron-kazo, ets.
13izay miditra ao amin' ny ilany keoka na loaka mba hampikambana ny roa tonta no atao hoe andahiny. [1.10]
Fanazavàna teny frantsay  14le côté bouveté portant la baguette; se dit de la partie des engrenages, des jonctions, des pentures.
15etc, qui portent le bout plein entrant dans la partie vide. [1.3]
16pièce mâle. [1.5]
Tohi-kevitra  17ambaviny
Kamban-teny rehetra  18tsofa andahiny
Ohabolana  19 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  20 andahiny, 21 danihina, 22 dinahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02