|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ambaviny |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3ny tady efatra be feo.
4manao feo ambany amin' ny valiha, na lokanga, ets. 5; ny ilany ambany feo, na midoboka kokoa, amin' ny amponga, langoraony. [1.10] 6Anarana enti-milaza ireo tady be feo amin' ny tadin-javamaneno tendrena, toy ny valiha, ny lokanga. 7Ny ilany amin' ny amponga sy ny karazany izay midoboka kokoa ny feony. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8the four looser strings of the valiha; the end of a drum which gives a shriller sound than the other, being beaten with the hand only..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9nom des basses des intsuments à cordes; le bout du tambour et autres instruments qui donnent un son plus grave, plus bas que l’autre bout.
[1.3] |
| Voambolana | 10 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
| Tohi-kevitra | 11andahiny |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 13 ambaviny |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15loaka, na lavaka, ampidirana, anatsofohana tapany lavalava kely, toy ny fantsika, na hidy, ho fitanana, na fandraiketana ny roa tonta.
[1.10] 16Ny ilany misy loaka amin' ny rafitra na amin' ny hidin-trano izay idiran' ny ilany mivohitra, izay atao hoe andahiny: Rimbona ny ambaviny amin' itỳ sakamandimby itỳ katsy mitana tsara ny rafitra. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17les parties creuses des engrenages, des jonctions, des pentures, etc., destinées à recevoir la partie pleine.
[1.3] 18pièce femelle. [1.5] |
| Tohi-kevitra | 19andahiny |
| Kamban-teny rehetra | 20fanaovana ambaviny |
| Fivaditsoratra | 21 ambaviny, 22 avimbina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|