|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampahafito |
| Fototeny | 2 fito |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [ampahafito] Ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina fito: Enina ny roa ampahafiton' ny iraika amby roapolo
[1.1#65] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 [ampahafitony] the seventh part.
[1.2#191] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 [ampahafitony] la septième partie
[1.3#174, 1.5#119] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 8 Matematika: rafitrisa |
| Mpanahaka | 9 ampahadimy, 10 ampahafolo, 11 ampahasivy, 12 ampahatelo, 13 ampahavalo, 14 ampahazato, 15 ampahefatra, 16 ampahenina |
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how ampahafito |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/28 |
|