|
|
|
|

Teny iditra1 fahamboniana
Fototeny  2ambony
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny anglisy  4greatness, superiority. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5grandeur, supériorité. [1.8]
Ohatra  6 anarana nitondra fiderana sy voninahitra ary milaza tombon-toetra sy fahamboniana kosa. [2.588#]
7 Ny fahoriana akory tsy hoe ambany ianao satria tsy manana fahefana fa famotehana ilay fahamboniana tena maha olombelona anao. [1.369#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12