|
|
|
|

Teny iditra1 amboadia mitafy hodi-janak' ondry
Singan-teny  2amboa, 3dia, 4mitafy, 5hoditra, 6zanaka, 7ondry
Sokajin-teny  8 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  9entina milaza olona fatra-pihatsaravelatsihy lozan-tany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11