|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ambany avaratra |
| Singan-teny | 2ambany, 3avaratra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Ohatra |
5 Ny etsy ambany avaratra amy ny Soanarabe.
[2.59#336]
6 vohitra ao ambany avaratra andrefan' ny havoana Ambohitsitakatra [1.10#A.326] 7 Koa raha indreto izahay, avy aroa ambany avaratra: tonga aty an-dafy Atsimo. [2.245#58] 8 Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any. [2.324] 9 Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny; [2.470#114] |
| Mpanahaka | 10 ambanyandrefana, 11 ambanyatsimo, 12 ambanyatsinanana |
| Teny iditra (2/2) | 13 Ambany Avaratra |
| Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Ohatra |
15 le hameau Ambala Andrefana ainsi nommé lorqu'il est considéré par rapport au hameau Ambala Atsinanana en situation plus orientale de l'autre côté de la rivière, est aussi appelé Ambany Avaratra, c'est-à-dire "en bas au nord" d'Amindrabe
[1.362]
|
| Fivaditsoratra | 16 ambany avaratra, Ambany Avaratra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|