|
|
|
|

Teny iditra1 ambanimbany
Fototeny  2ambany
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4plus bas, un peu bas. [1.3]
Ohatra  5 Ngaha tary ambanimbany tary, fa avy any moa izy no nipoitra, fa tsy mba niaraka tamintsika. [2.324]
6 Tsapany fa ambanimbany toetra amam-pomba ihany izy: [2.470]

Fivaditsoratra  7 ambanimbany, 8 ambinambina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12