|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ama-
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe amana
Ohatra  3 mamoiza ô ny tany ama-monina! [2.69#271]
4 Malemy ama-mandry fa sarotra ama-mifoha toa fasika [2.558]
5 Tsara zanaka, ka afa-tondro-maso ary tsy mandry ama-nenina [2.558]

Teny iditra (2/2)6 Ama
Sokajin-teny  7 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  8Ammah. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  9Amma. [2.996]
Voambolana  10 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  11Toko sy andininy momba Ama

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12