|
|
|
|

Teny iditra1 alata    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: karazana ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Cassia alata  4anjananjana
Colea alata  5tsetsefinantsoy
Deidamia alata  6vahivilona
Dioscorea alata  7antibavimiavokanina, 8bemako, 9mavondro, 10ovibe, 11ovifantaka, 12ovifohy, 13oviharina, 14ovihary, 15ovikambarina, 16ovikambary, 17ovilava, 18ovimboay, 19ovimena, 20ovirona, 21ovisorokomby, 22ovitanty, 23ovivavy, 24ovy, 25sorokomby
Laggera alata  26ahitrandriana, 27aragodro, 28ariandrano, 29ariandranondolo, 30ariandro, 31eriandro, 32lobakonjirika, 33manitrandro, 34parakijirika, 35parakinamboa, 36parakinjirika, 37sotry, 38tombakonjirika, 39voasotry
Thunbergia alata  40horovy, 41laingomaimbo, 42lengomaimbo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/04