|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 sotry
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Loza, antambo. [1.1]

Teny iditra (2/5)4 sotry
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Teny tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny Vono: vono sotry. [1.1]
Kamban-teny rehetra  7vonosotry

Teny iditra (3/5)8 sotry
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10ririnina. [Bara] [1.78]
Voambolana  11 Fotoana

Teny iditra (4/5)12 sotry
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny frantsay  14(de sotry : pauvre, misérable) Laggera alata (D.
15Don) Sch.
16Bip.
17ex Oliv.
18(Asteraceae).
19Les gens pauvres emploient cette plante très commune, comme combustible et pour faire des fumigations dans les maisons.
20Elle peut à la rigueur remplacer l'encens, beaucoup plus cher.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  21 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)22 sotry
Sokajin-teny  23 anarana
Fanazavàna teny frantsay  24(pris ici plutôt dans le sens de témoin comme dans l'expression vono sotry qu'on employait quand on administrait le poison ordalique à un poulet, au lieu de le faire prendre à l'inculpé lui-même).
25Asteropeia multiflora Thouars (Asteropeiaceae).
26Nom relevé par Debray et Jacquemin.
27Rameaux utilisés dans les pratiques ordaliques.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  28 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  29 rotsy, 30 sotry, 31 tsiro, 32 tsory

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08