|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 laingomaimbo
Singan-teny  2laingo, 3maimbo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Zavamaniry salasalany mandady, fantatra indrindra amin' ny raviny izay mamoaka fofona mahery sady ratsy rehefa kosehina nefa kosa ampiasaina hampisava ny aretin' andoha vokatry ny fofon' ny komanga (jereo io teny io). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[maimbo, stinking] a climbing plant, the stem of which is chewed with the idea that it makes loose teeth firm.
7Siphomeris linguu, Bojer.
8Same as tamboromatsina. [Betsileo] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9(de laingo (3) : masticatoire et maimbo : qui sent mauvais).. [Betsileo, Bezanozano, Merina]
10Paederia argentea (A.
11Rich.) K.
12Schum.
13et Paederia bojeriana (A.
14Rich.
15ex DC.) Drake (Rubiaceae).
16Lianes très communes dont on mâchonne les rameaux comme frotte-dents, en dépit de l'odeur repoussante que dégagent ces plantes.
17Voir kotrokantsina, tamboromantsina, etc.. [1.196]
Voambolana  18 Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/3)19 laingomaimbo
Singan-teny  20laingo, 21maimbo
Sokajin-teny  22 anarana
Fanazavàna teny frantsay  23Plus récemment, semble-t-il, on a aussi donné ce nom à Thunbergia alata Bojer ex Sims (Acanthaceae).
24Espèce qui n'a pas l'odeur désagréable des paederia, mais l'appréciation des odeurs varie beaucoup d'un groupe culturel à un autre.. [1.196]
Voambolana  25 Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)26 laingomaimbo
Singan-teny  27laingo, 28maimbo
Sokajin-teny  29 anarana
Fanazavàna teny frantsay  30Sur la côte Ouest, en emploie en bains de vapeurs les plantes à odeur désagréable et très forte, pour se protéger, pense-t-on, de la maladie appelée tazo-komanga, la « fièvre du komanga », qu'on attribue aux émanations mystérieuses de cet arbre toxique.
31Ces plantes malodorantes sont souvent des paederia (Rubiaceae), parfois aussi des Cassia (Fabaceae).. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  32 Haizavamaniry: ahitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12