| Teny iditra | ![]() |
Alasora (ala, sora) | |||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (jeôgrafia) | ||||
| Famaritana malagasy | Alantsora, ala be sora, no toa hevitry ny anarany (sora: biby toy ny sokina, saingy madinika, misoratra vony mitsoriadriaka). Ery amin-ny Asorotanin' i Antananarivo, atsinana somary atsimo keliny, i Alasora, tazana tsara mierinerina, manamanana endrika izaitsizy, mavamavana erý an-dafin-ny ony Ikopa. Tanàna tena mana-tantara eto amin-ny Nosy i Alasora, tranainy be, efa tao hatramin-ny 400 taona mahery, nalaza talohan-Ambohimanga sy Antananarivo... [Ravelojaona 1937] | ||||
| Petit village à 6 km au sud-est d [...] [tohiny Rajemisa 1985] | |||||
| Voambolana | Jeografý: tanàna | ||||
| Jeografia |
| ||||
| Teny nalaina | Callet: Tantara. | ||||
| Ohabolana | alasora | ||||
| Jereo | ilay vohitra masina roa amby ny folo ao imerina | ||||
| Sary |
| ||||
| Nohavaozina taminy 2012/05/03 |
|