| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : Alasora
|
|
|
| Ohabolana 1 | Olona iray no nangalatra akoho tao Alasora, ka ny terak' Alasora rehetra no natao hoe mpangalatra akoho. [1.11]
|
| Dikanteny frantsay | Un seul homme a volé un poulet à Alasora et tous les natifs d' Alasora furent qualifiés de voleurs de poulet. [1.11]
|
| Fanazavana frantsay | Ce proverbe vise ceux qui ont tendance à généraliser à partir d'un cas particulier. [1.11]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Tahaky ny famono ranon' Alasora. [2.415 #4222]
|
| Dikanteny frantsay | C' est comme le serment par lequel on frappe l' eau à Alasora. [2.415 #4222]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|