|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 alam-piery |
| Singan-teny | 2ala, 3fiery |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Kilalaon' ankizy ifampitadiavana: misy iray mitady ny namany, izay samy nikaroka fiafenana nahafa-po azy avy, ary dia izay hita voalohany amin' ireo no mitady ny hafa indray; raha misy tsy hitan' ilay mitady, dia tsy miseho io raha tsy efa nilaza hoe "afa-po" ilay nitady.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Kilalao |
| Tovy hevitra | 7fanalam-piery, fangalampiery |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|