|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akanjo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Anarana itambaran' ny fitafiana voazaitra entina hanafy ny vatana, mba ho takon-kenatra aloha voalohany indrindra sy hiaro amin' ny hatsiaka, ary tatỳ aoriana mba ho endri-javatra mahafinaritra koa: Nentiny nanaovana maso vao tamin' ny Krismasy ilay akanjony vao nozairina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a coat, outer garment, dress.
5[Swa. 6ka'nza, or Fr. 7canezon.]. [1.2] 8clothing; a dress; a shirt. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9nom générique des habits, de l'habillement, du costume.
[1.3#14] 10vêtement ; une robe, une chemise. [1.8] 11habit, vêtement. [Vezo] [1.68] |
| Ohatra |
12 Ny akanjo mafana mbola tsy nananana.
[2.356#]
13 Veloma ry akanjo, veloma ry baolina! [2.117#] 14 Manjaitra akanjo hanaovako amin'ny fety íneny. [2.332#] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 38 Toe-karena: zaitra |
| Kamban-teny rehetra | 39Fikambanana 75 amin' io teny io |
| Ohabolana | 40 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 41 akanjo, 42 onjaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|