|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampiakanjoina |
| Fototeny | 2akanjo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Ohatra |
4 Rehefa misy maty dia misy fomba arahiny mitovitovy amin' ny fomba sasany aty Madagasikara: ampandroina tsara ny razana, dia ampiakanjoina, arenina eo am-pandriana ka rosoina sakafo
[4.50]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10 |
|