|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akanjoina |
| Fototeny | 2akanjo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Omena akanjo, tafina: Akanjoy ny zaza mahantra, fa tsy misy manafy izy ireny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be dressed.
6To be clothed. 7Akanjoana also used.. [1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 12akanjoana |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 akanjoina, 15 anakanjoy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|