|
|
|
|

Teny iditra1  ady fombo
Singan-teny  2 ady, 3 fombo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 [Bara] ady, ady saritaka [1.78]
6 [Betsimisaraka] korontana, fifamelezana (bagarre) ady maro hiarahan'olona marobe manao ka mandeha daholo na antsy na tapakazo [1.78]
7 [adifombo] [Tanosy] Adilahy [1.78]
8 [adifombo] adilahy [1.62]
9 fifandonan' olona amin-kevitra na amim-batana noho ny fahatezerana [1.62]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04