|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fombo |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antambahoaka] hatairana
[1.78] 4 [Bara] hatezerana miteraka ady [1.78] 5 [Sihanaka] havinirana, ady fombo, ady ratsy [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [Provincial] afraid; on the alert
[1.2] |
| Kamban-teny rehetra | 7 ady fombo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|