|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 adirafitra mirambon-tsidintsidina |
| Singan-teny | 2ady, 3rafitra, 4mirambo, 5sidintsidina |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7manana lahiny miendrika rabon-tsidintsidina.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8assemblage, montage en queue d'aronde.
[1.13] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|