|
|
|
|

Teny iditra1 mirambo
Fototeny  2rambo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Misy rambo, misy tovana mirefarefa, misy somotraviavy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Avoir une queue, des franges. [1.3#304]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  10 mambory, 11 Marimbo, 12 Maromby, 13 mirambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08