|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 sidintsidina
Fototeny  2sidina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1#677]
Fanazavàna teny frantsay  4[duplicatif fréquentatif]. [1.3#603]

Teny iditra (2/2)5 sidintsidina
Sokajin-teny  6 anarana
Fanazavàna teny malagasy  7Karazam-borona mainty ny lamosiny, fotsy ny takibany ary ny volombodiny somary dimbana; mahatratra 16.18 sm ny halavany; ny sidintsidina dia mivelona amin' ny bibikely rampasany amin' ny vavany eny am-panidinana. [1.1#677]
Fanazavàna teny anglisy  8a swallow. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9les hirondelles. [1.3#603]
10hirondelle. [1.54, 1.8]
Ohatra  11 Ka dia mikoraraika tahaka ny sidintsidina sy ny vano aho. [2.996#]
Voambolana  12 Haibiby: vorona
Tsipelina hafa  13sidisidina
Kamban-teny rehetra  14adirafitra mirambon-tsidintsidina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08