|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 zara |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavatra efa voatendry ho an-tena, anjara, tantana: Ity ny zara fihinananareo.
4Fitantanana: Aza manao zara vilana ~ Efa vita ve ny zara varin' ny marary?. 5Vintana tsara, hasambarana: Zara ho azy ny fahombiazany tamin' ny fanadinana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a lot, a share.
7a division. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8part, lot; partage.
[1.8] 9division, quotient. [1.13] |
| Ohatra |
10 Tsy mba lany zara ny zaza, Re lahy!
[2.69]
11 Farany, lany zara ny refin' ilay lamba gorany iray. [2.472] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 27 Matematika: rafitrisa |
| Kamban-teny rehetra | 28Fikambanana 30 amin' io teny io |
| Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 30 Zara |
| Sokajin-teny | 31 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
32Zerah.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
33Zérah.
[2.996] |
| Ohatra |
34 Joda niteraka an'i Faresa sy zara tamin'i Tamara;
[2.996]
|
| Voambolana | 35 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 36zera, zera, zera |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 37Toko sy andininy momba Zara |
| Lahatsoratra | 38Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Zara |
| Fivaditsoratra | 39 Arza, 40 raza, 41 zara, Zara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|