|
|
|
|

Teny iditra1 mpizara
Fototeny  2zara
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4celui qui divise, le diviseur. [1.3#868]
Ohatra  5 Raha izy irery dia tsy ho mpizara mitovy na oviana na oviana. [1.369#]
6 Rehefa mandalo ny mpizara taratasy, dia i Bina no hendratra mialoha. [2.499#]
7 Alaharo telo ny harona milahatra telo, mba tsy hanahirana ny mpizara azy. [2.606#]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08