|
|
|
|

Teny iditra1 zaraina
Fototeny  2zara
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Tantanana: Samia moka toerana fa hozaraina ny hena.
5Omena ny tompony tsirairay: Andraso fa efa hozaraina ny kahienareo.
6Atoko: Zarao fito ireto mpianatra ireto.
7Didiana: Zarao efatra ity paoma ity. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8to be distributed, to be divided. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9qu'on partage, qu'on divise. [1.8]
10dividende. [1.13]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Voambolana  15 Matematika: rafitrisa
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 azarina, 19 izarana, 20 zairana, 21 zaraina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02