|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 zakarandahy
Sokajin-teny  2 anarana
Ohatra  3 Novoleko ahitra ny tokotany fa teo no nijoalajoala ilay zakarandahy lehibe nahafinaritra nanome endrika ny tanàna. [2.356]
Voambolana  4 Haizavamaniry
Tsipelina hafa  5zakarandaha

Teny iditra (2/2)6 Zakarandahy
Sokajin-teny  7 anaran-tsamirery (solon' anarana) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  8Samuël Rajaobelison. [1.11]
Ohatra  9 Samuel Rajaobelison - na zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko; [2.314#10]
Voambolana  10 Haisoratra: mpanoratra
Tsanganana sy sary iray takila  11 Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy

Fivaditsoratra  12 Zakarandahy, zakarandahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02