|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/6) | 1 tsipika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Soritra mahitsy: Ny tsipi-panohizana dia tsipika kely manakamban-teny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a straight line; a ruler.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5trait, ligne.
[1.3, 1.5, 1.8, 1.13] 6tiret. [1.5] 7barre. [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11Fikambanana 43 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/6) | 12 tsipìka |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14Tontam-boalavo.
15Karazam-piadiana na fihazana vita amin' ny hazo navonkina sy tady henjana mampitohy ny tendron' ilay hazo ambony sy ambany: apaka amin' ny tady ny zana-tsipika (tahon-javatra misy lohany maranitra) dia sintonina mafy hiverina ary rehefa avy eo, alefa tsy tanana intsony ka atosik' ilay tady henjana ilay izy ary lasa miriotra mankeny amin' ny toerana na zavatra kendrena halehany. [1.1] 16fandri-borona mipika rehefa mahavoa. [Sihanaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17arc.
18ratière à ressort. 19morceaux de bois servant à raidir et égaliser la largeur du tissu. [1.3] |
| Ohatra |
20 Ny fiadiana fampiasa indrindra tany Egypta sy Palestina dia ny tsipìka sy ny zana-tsipìka
[1.38]
21 Raha afaka amin'ny fiadiana vy izy ho trobaran'ny tsipìka varahina. [2.996] |
| Kamban-teny rehetra | 22reny tsipìka |
| Lahatsoratra | 23Randzavola: tsipìka ao amin' ny Baiboly => Fiadiana |
| Teny iditra (3/6) | 24 tsipika |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
26Fifindrana mandingana na mitsambikina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27saut.
[1.3, 1.5, 1.196] 28éclat. [1.3, 1.5] 29sautillement. [1.3, 1.196] 30éclaboussure. [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 34tsipi-drora |
| Teny iditra (4/6) | 35 tsipika |
| Sokajin-teny | 36 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
37Feno hipoka, tsepoka, jibika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
38plein, comble.
[1.3] |
| Tovy hevitra | 39jibika |
| Teny iditra (5/6) | 40 tsipika |
| Sokajin-teny | 41 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
42(allusion au bruit des graines dans la gousse mûre).
43Crotalaria xanthoclada Bojer ex Benth. 44(Fabaceae).. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 45 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (6/6) | 46 Tsipika |
| Sokajin-teny | 47 anarana (orinasa, sns.) [Fitanisana] |
| Voambolana | 48 Mpanonta printy, gazety |
| Boky momba Madagasikara |
|
| Fivaditsoratra | 58 pakitsy, 59 pitsika, 60 tsipika, Tsipika, tsipìka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|