|
|
|
|

Teny iditra1 mitsipika
Fototeny  2tsipika
Sokajin-teny  3 matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Manainga ny tena dia mitsambikina na manidina: Notairinao ka nitsipika tery ilay valala saika hosamboriko.
5mipitika : Nitsipika tamin' ny mpandalo ny fotaka voahitsak' ilay fiarakodia nandeha mafy teo iny. [1.1]
6Efa misy tsipika: Taratasy mitsipika no asaovy anoratan' ity zaza ity. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  12 mipitsika, 13 mitsipika, 14 sitampiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02