|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 tanàka
Fototeny  2tanàka
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Gaga, zendana, ilazana olona mahita zavatra mahavariana ka mivanaka, mitanatana ny vava. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Teny iditra (2/3)11 tanaka
Sokajin-teny  12 Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  13(tsy fampiasa). [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (3/3)16 Tanàka
Sokajin-teny  17 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  18Taanach. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  19Tanak. [2.996]
Voambolana  20 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  21Toko sy andininy momba Tanàka

Fivaditsoratra  22 antaka, 23 Kanata, 24 tanaka, tanàka, Tanàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02