|
|
|
|

Teny iditra1 tanahina
Fototeny  2tanaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Zohina sy enjehina tsy an-kijanona: Tanahin' ny tompon-trosa foana Rangahy io ka mita ho voa ny lohany. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  9tananahina, tanarahina

Fivaditsoratra  10 hantaina, 11 ihantana, 12 tanahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12