|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tananahina |
| Fototeny | 2tanaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Zohina sy enjehina tsy an-kijanona: Tanarahin' ny tompon-trosa foana Rangahy io ka mita ho voa ny lohany.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 9tanahina, tanarahina |
| Fivaditsoratra | 10 anintahana, 11 tananahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|