|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 sefo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3asthma.
4See kitratraina, sohika, satra. [1.2#565] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5asthme.
[1.13] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 8 Fahasalamana |
| Mpanahaka | 9 kitratraina, 10 satra, 11 sohika |
| Teny iditra (2/5) | 12 sefo |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
14chief.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15chef.
[3.1] |
| Ohatra |
16 Nankalazaina vao haingana tamin' ny haino aman-jery ny Sefo Fokontany (SFKT) tamin' ny fotoana nanomezana fiofanana azy ireo tao amin' ny Lapam-panjakana ao Iavoloha.
[4.27#]
17 Vitany mihitsy ny manao ny tsy fanao ka misolelaka amin' ny sefo, mifanaraka mivantana amin' ny lehibe, momba ny raharaha mbola tokony handalo any amin' ny solontenan' ny mpiasa. [1.369#] |
| Kamban-teny rehetra | 18Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/5) | 19 sefo |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
21A plant.
22Same as vonoa. [Sakalava] [1.2#565] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23(peut être un nom souahéli ?).
24Adansonia digitata L. 25(Malvaceae). 26Baobab d'origine africaine, planté çà et là sur la côte Ouest, notamment à Majunga. [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 27 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/5) | 28 sefo |
| Sokajin-teny | 29 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
30(peut être une allusion à la toxicité ; il provoquerait des troubles respiratoires).
31Givotia madagascariensis Baill. 32(Euphorbiaceae). 33Nom cité par Capuron, Service Forestier 6885.. [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 34 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (5/5) | 35 Sefo |
| Sokajin-teny | 36 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
37Shepho.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
38Shepho.
[2.996] |
| Ohatra |
39 Ary izao no zanakalahin' i Sobala: Alvana sy Manahata sy Ebala sy sefo ary Onama.
[2.996#01.036.023]
|
| Voambolana | 40 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 41Toko sy andininy momba Sefo |
| Fivaditsoratra | 42 feso, 43 sefo, Sefo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|