|
|
|
|

Teny iditra1 sefosefo
Fototeny  2sefo
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fiainana manano sarotra fa toy ny tampina ny lalan-drivotra; fahasemporana noho ny tena misanehaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5hurry.
6breathless, panting. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7respiration haletante, pleurnichement; hâte, empressement. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  13 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19