|
|
|
|

Teny iditra1 sohika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Aretina miteraka fahasemporana noho ny kohaka, ka ila tsy ho avy miaina izay voany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4asthme. [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  9 Fahasalamana
Mpanahaka  10 sefo

Fivaditsoratra  11 hosika, 12 kasiho, 13 kasohy, 14 kihosa, 15 sohika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19