|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 sara |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3bikana.
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Teny iditra (2/4) | 4 sara |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6fanomezana ho an'ny mpandihy, ny ombiasy.
[Taisaka]
[1.78] 7Vola aloa amin' ny zavatr' olona ampiasaina mandritra ny fotoana fohy na haingana, na miserana: Saran-dakana. 8Vola nomena taloha ny mpanao fanafody. 9(ankehitriny) Vola aloa amin' ny zavatra ara-tsaina raisina avy amin' olona, ka tsy azo lazaina hoe vidiny: Saram-pianarana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10the fare paid for a voyage; rent paid for use; a fee.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11loyer pour usage; prix d'un billet de train.
[1.8] 12Rétribution payée à un mpimasy, le plus souvent en nature. [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 24 haba, 25 hofantoerana, 26 vidintoerana |
| Kamban-teny rehetra | 27Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 28 sara |
| Sokajin-teny | 29 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
30Nom donné à des plantes employées par les empiriques ; auxquelles on attribue des vertus magiques ; ce sont surtout suivant les dialectes :.
31Lagarosiphon madagascariensis Casp. 32(Hydrocharitaceae). 33Réf. 34Rakotovao, Réserves Naturelles 4563. 35Plante aquatique appliquée en emplâtres sur les foulures par les empiriques.. [Sakalava] 36Aponogeton sp. (Aponogetonaceae). 37Plante aquatique utilisée par ses parties feuillées. 38Tubercule comestible.. [Taisaka] [1.196] |
| Voambolana | 39 Haizavamaniry 40 Finoana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/4) | 41 Sarà |
| Sokajin-teny | 42 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
43Sarah.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
44Sara.
[2.996] |
| Ohatra |
45 Indray andro dia nihomehezan' ny mpanompovaviny sara ka nivavaka tamin' i Jehovah koa izy mba ho faty.
[1.38]
|
| Voambolana | 46 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 47saraha, saraha, saraha |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 48Toko sy andininy momba Sarà |
| Lahatsoratra | 49Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sarà |
| Fivaditsoratra | 50 Arsà, 51 rasa, 52 Sarà, sara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|